Chessbase Madagascar

95 agza
31 mart 2025
4 Gatnaşylan Waka

Toerana iray afahan'ny mpilalao hifanampy sy hifampizara traikefa miaraka amin'i Coach Miora, anatin'ny filaminana sy ny fifanajana. Ny parties atao ato dia afaka atao commentaire sy atao vidéos anatin'ny groupe-ntsika facebook na hafa, afahantsika mianatra mandray zay positif. "Taimbava interdit"